1 Jaona 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa raha mandeha ao amin’ny mazava kosa isika, tahaka azy izay ao amin’ny mazava,+ dia tena manan-javatra iombonana isika rehetra,+ ary ny ran’i+ Jesosy Zanany no manadio+ antsika ho afaka amin’ny ota rehetra.+
7 Fa raha mandeha ao amin’ny mazava kosa isika, tahaka azy izay ao amin’ny mazava,+ dia tena manan-javatra iombonana isika rehetra,+ ary ny ran’i+ Jesosy Zanany no manadio+ antsika ho afaka amin’ny ota rehetra.+