FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 6:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary ny iray amin’izy ireo dia haka eran-tanan’ila amin’ny fanatitra varimbazaha, izany hoe amin’ny lafarinina tsara toto sy ny menaka ary ny ditin-kazo manitra rehetra izay eo ambonin’ilay fanatitra. Ary hodorany eo ambony alitara ireo mba hidona-tsetroka ho hanitra mampitony, eny, ho fanatitra fampahatsiahivana+ an’i Jehovah.

  • Nomery 5:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Hakan’ny mpisorona ilay fanatitra varimbazaha ho fampahatsiahivana,+ ka hodorany eo ambony alitara mba hidona-tsetroka. Ary hampisotroiny an-dravehivavy ilay rano avy eo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara