Eksodosy 22:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Raha manome vola na zavatra hotehirizin’ny namany ny olona iray,+ ka misy mangalatra ao an-tranon’ilay namany izany, dia tokony hanome onitra avo roa heny ilay mpangalatra raha tratra.+
7 “Raha manome vola na zavatra hotehirizin’ny namany ny olona iray,+ ka misy mangalatra ao an-tranon’ilay namany izany, dia tokony hanome onitra avo roa heny ilay mpangalatra raha tratra.+