Levitikosy 2:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “‘Raha misy olona* manolotra fanatitra varimbazaha*+ ho an’i Jehovah, dia tokony ho lafarinina tsara toto+ izany, ary horarahany menaka sy hasiany ditin-kazo manitra eo amboniny, Nomery 15:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 dia hanome fanatitra varimbazaha ho an’i Jehovah koa ilay manolotra fanatitra. Lafarinina tsara toto+ ampahafolon’ny efaha, sady nafangaro menaka ampahefatry ny hina,* ilay fanatitra varimbazaha.
2 “‘Raha misy olona* manolotra fanatitra varimbazaha*+ ho an’i Jehovah, dia tokony ho lafarinina tsara toto+ izany, ary horarahany menaka sy hasiany ditin-kazo manitra eo amboniny,
4 dia hanome fanatitra varimbazaha ho an’i Jehovah koa ilay manolotra fanatitra. Lafarinina tsara toto+ ampahafolon’ny efaha, sady nafangaro menaka ampahefatry ny hina,* ilay fanatitra varimbazaha.