Levitikosy 11:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ary raha misy ilatsahan’ny fatin’ny iray amin’ireo ny fitoeran-javatra vita amin’ny tanimanga,+ dia haloto izay ao anatiny, ary hopotehinareo ilay izy.+ Levitikosy 15:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Hopotehina+ izay fitaovana tanimanga nokasihin’ilay olona misy tsiranoka mivoaka, ary hosasana amin’ny rano kosa izany raha fitaovana hazo.+
33 Ary raha misy ilatsahan’ny fatin’ny iray amin’ireo ny fitoeran-javatra vita amin’ny tanimanga,+ dia haloto izay ao anatiny, ary hopotehinareo ilay izy.+
12 Hopotehina+ izay fitaovana tanimanga nokasihin’ilay olona misy tsiranoka mivoaka, ary hosasana amin’ny rano kosa izany raha fitaovana hazo.+