-
Levitikosy 15:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Izao no ho fahalotoany vokatry ny tsiranoka mivoaka aminy: Raha misy tsiranoka mivoaka amin’ny filahiany, na koa tsentsin’ny tsiranoka ny filahiany, dia fahalotoana izany.
-