FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 29:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Dia ho an’i Arona sy ny zanany ireo, satria anjara masina.+ Ho fitsipika mandritra ny fotoana tsy voafetra izany, ka hotandreman’ny zanak’Israely. Ary ho anjara masina hatolotry ny zanak’Israely ireo, eny, anjara masina hatolony ho an’i Jehovah avy amin’ny sorona iombonana+ ateriny.

  • Levitikosy 10:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary hohaninareo ny tratra atao fanatitra ahetsiketsika+ sy ny fe atao anjara masina.+ Ianao sy ny zanakao lahy ary ny zanakao vavy+ no hihinana izany ao amin’ny toerana madio. Efa nomena ho anjaranao sy ny zanakao mantsy izany, avy amin’ny sorona iombonana aterin’ny zanak’Israely.

  • Nomery 18:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ho anao ny nofon’ireny, toy ny tratrany izay atao fanatitra ahetsiketsika sy ny feny ankavanana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara