Eksodosy 29:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 “Aorian’izay, dia alaivo ilay ondrilahy anankiray. Ary hametraka ny tanany eo amin’ny lohan’ilay ondry i Arona sy ny zanany.+ Levitikosy 8:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ary aza miala eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana mandritra ny fito andro,+ mandra-pahatapitry ny andro ametrahana anareo eo amin’ny toeranareo, satria hila fito andro ny fanomezana fahefana*+ anareo ho mpisorona.
19 “Aorian’izay, dia alaivo ilay ondrilahy anankiray. Ary hametraka ny tanany eo amin’ny lohan’ilay ondry i Arona sy ny zanany.+
33 Ary aza miala eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana mandritra ny fito andro,+ mandra-pahatapitry ny andro ametrahana anareo eo amin’ny toeranareo, satria hila fito andro ny fanomezana fahefana*+ anareo ho mpisorona.