FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 29:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 sy mofo tsy misy lalivay, sy mofo boribory* tsy misy lalivay sady nafangaro menaka, ary mofo fisaka tsy misy lalivay sady nohosorana menaka.+ Lafarinina varimbazaha tsara toto no hanaovanao an’ireo mofo ireo.

  • Nomery 6:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 sy harona misy mofo boribory* vita amin’ny lafarinina tsara toto tsy misy lalivay+ sady nafangaro menaka,+ ary mofo fisaka tsy misy lalivay sady nohosorana menaka,+ mbamin’ny fanatitra varimbazaha+ sy ny fanatitra zava-pisotro+ ampiarahina amin’ireo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara