FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 40:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Ary napetrany teo amin’ny fidirana amin’ny tranolay, izany hoe ny tranolay fihaonana, ny alitaran’ny+ fanatitra dorana, mba hanolorany ny fanatitra dorana+ sy ny fanatitra varimbazaha eo ambonin’ilay alitara, araka izay nandidian’i Jehovah an’i Mosesy.

  • Levitikosy 6:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Havela hirehitra foana eo ambony alitara ny afo,+ fa tsy tokony ho faty.

  • Nomery 16:46
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 46 Ary hoy i Mosesy tamin’i Arona: “Alaivo ny fitondrana afo ka asio afo alaina avy eo amin’ny alitara+ ary asio emboka manitra, ka mandehana haingana eny amin’ny vahoaka mba handrakotra ny fahotan’izy ireo,+ fa tezitra be i Jehovah.+ Efa nanomboka mantsy ny loza!”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara