Levitikosy 23:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Sabata fitsaharana tanteraka izany ho anareo,+ ary hampahory+ tena ianareo amin’ny andro fahasivin’ny volana, amin’ny takariva. Hitandrina ny sabatanareo ianareo, manomboka amin’ny takariva iray ka hatramin’ny takariva iray.”
32 Sabata fitsaharana tanteraka izany ho anareo,+ ary hampahory+ tena ianareo amin’ny andro fahasivin’ny volana, amin’ny takariva. Hitandrina ny sabatanareo ianareo, manomboka amin’ny takariva iray ka hatramin’ny takariva iray.”