Levitikosy 18:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Raha misy olona manao ny iray amin’ireo zava-maharikoriko ireo, dia haringana tsy ho eo amin’ny fireneny izy.*+ Levitikosy 20:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Izao no holazainao amin’ny zanak’Israely: ‘Tsy maintsy vonoina ho faty izay manolotra ny taranany ho an’i Moleka,+ na anisan’ny zanak’Israely izy, na vahiny monina eo amin’ny Israely. Hitora-bato azy ho faty ny vahoaka.
29 Raha misy olona manao ny iray amin’ireo zava-maharikoriko ireo, dia haringana tsy ho eo amin’ny fireneny izy.*+
2 “Izao no holazainao amin’ny zanak’Israely: ‘Tsy maintsy vonoina ho faty izay manolotra ny taranany ho an’i Moleka,+ na anisan’ny zanak’Israely izy, na vahiny monina eo amin’ny Israely. Hitora-bato azy ho faty ny vahoaka.