Deoteronomia 32:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Nanao sorona ho an’ny demonia izy ireo, fa tsy ho an’Andriamanitra,+Eny, nanao sorona ho an’andriamanitra tsy fantatr’izy ireo,+Dia andriamanitra vaovao izay vao tonga,+Sady tsy fantatry ny razany. Josoa 24:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Koa ankehitriny, matahora an’i Jehovah+ ka manompoa azy amin-kitsim-po sy amim-pahatsorana,*+ ary ario ny andriamanitra notompoin’ny razanareo tany ampitan’ny Renirano sy tany Ejipta,+ ka manompoa an’i Jehovah. 2 Tantara 11:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Nanendry mpisorona ho eny amin’ireo toerana avo+ mantsy i Jeroboama, mba hanompo an’ireo demonia miendrika osy+ sy ireo zanak’omby nataony.+ 1 Korintianina 10:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Tsia, nefa lazaiko fa izay zavatra atolotry ny hafa firenena ho sorona dia ataony sorona ho an’ny demonia,+ fa tsy ho an’Andriamanitra. Koa tsy tiako hanan-javatra iombonana amin’ny demonia+ ianareo.
17 Nanao sorona ho an’ny demonia izy ireo, fa tsy ho an’Andriamanitra,+Eny, nanao sorona ho an’andriamanitra tsy fantatr’izy ireo,+Dia andriamanitra vaovao izay vao tonga,+Sady tsy fantatry ny razany.
14 “Koa ankehitriny, matahora an’i Jehovah+ ka manompoa azy amin-kitsim-po sy amim-pahatsorana,*+ ary ario ny andriamanitra notompoin’ny razanareo tany ampitan’ny Renirano sy tany Ejipta,+ ka manompoa an’i Jehovah.
15 Nanendry mpisorona ho eny amin’ireo toerana avo+ mantsy i Jeroboama, mba hanompo an’ireo demonia miendrika osy+ sy ireo zanak’omby nataony.+
20 Tsia, nefa lazaiko fa izay zavatra atolotry ny hafa firenena ho sorona dia ataony sorona ho an’ny demonia,+ fa tsy ho an’Andriamanitra. Koa tsy tiako hanan-javatra iombonana amin’ny demonia+ ianareo.