Hebreo 9:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Saika ny zava-drehetra no diovina amin’ny ra,+ araka ny Lalàna. Ary raha tsy misy ra alatsaka+ dia tsy misy famelan-keloka.+ Hebreo 13:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Nijaly tany ivelan’ny vavahady+ koa i Jesosy, mba hanamasinany+ ny vahoaka amin’ny alalan’ny rany.+ 1 Petera 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 araka ny efa fantatr’Andriamanitra Ray mialoha,+ sy noho ny fanamasinan’ny fanahy,+ eny, voafidy mba hankatò sy hofafazana+ ny ran’i Jesosy Kristy.+ Hampitomboina anie ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa sy ny fiadanana ho azonareo!+ 1 Jaona 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa raha mandeha ao amin’ny mazava kosa isika, tahaka azy izay ao amin’ny mazava,+ dia tena manan-javatra iombonana isika rehetra,+ ary ny ran’i+ Jesosy Zanany no manadio+ antsika ho afaka amin’ny ota rehetra.+ Apokalypsy 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 ary avy amin’i Jesosy Kristy, “ilay Vavolombelona Mendri-pitokisana”,+ “ilay lahimatoa amin’ny maty”,+ ary “ilay Mpitondra ny mpanjakan’ny tany!”+ Ho an’ilay tia antsika+ sy namaha antsika ho afaka amin’ny fahotantsika, tamin’ny alalan’ny rany,+
22 Saika ny zava-drehetra no diovina amin’ny ra,+ araka ny Lalàna. Ary raha tsy misy ra alatsaka+ dia tsy misy famelan-keloka.+
12 Nijaly tany ivelan’ny vavahady+ koa i Jesosy, mba hanamasinany+ ny vahoaka amin’ny alalan’ny rany.+
2 araka ny efa fantatr’Andriamanitra Ray mialoha,+ sy noho ny fanamasinan’ny fanahy,+ eny, voafidy mba hankatò sy hofafazana+ ny ran’i Jesosy Kristy.+ Hampitomboina anie ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa sy ny fiadanana ho azonareo!+
7 Fa raha mandeha ao amin’ny mazava kosa isika, tahaka azy izay ao amin’ny mazava,+ dia tena manan-javatra iombonana isika rehetra,+ ary ny ran’i+ Jesosy Zanany no manadio+ antsika ho afaka amin’ny ota rehetra.+
5 ary avy amin’i Jesosy Kristy, “ilay Vavolombelona Mendri-pitokisana”,+ “ilay lahimatoa amin’ny maty”,+ ary “ilay Mpitondra ny mpanjakan’ny tany!”+ Ho an’ilay tia antsika+ sy namaha antsika ho afaka amin’ny fahotantsika, tamin’ny alalan’ny rany,+