Eksodosy 20:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Koa aza manao andriamanitra volafotsy hifandrafy amiko, ary aza manao andriamanitra volamena ho anareo.+ Eksodosy 32:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia noraisin’i Arona avy teny an-tanan’izy ireo ny volamena ka namboariny+ tamin’ny fandraka. Ary nanao sarivongana zanak’omby tamin’ireo volamena narendrika izy.+ Dia hoy ny olona: “Io ny Andriamanitrao, izay nitondra anao niakatra avy tany Ejipta, ry Israely ô!”+ Deoteronomia 27:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “‘Voaozona izay manao sary sokitra,+ na sarivongana metaly,+ dia zava-maharikoriko amin’i Jehovah+ sady asa tanan’ny mpanao asa hazo sy asa vy,+ eny, voaozona izay mametraka izany ao amin’ny miafina.’ Ary ny olona rehetra hamaly hoe: ‘Amena!’*+
23 Koa aza manao andriamanitra volafotsy hifandrafy amiko, ary aza manao andriamanitra volamena ho anareo.+
4 Dia noraisin’i Arona avy teny an-tanan’izy ireo ny volamena ka namboariny+ tamin’ny fandraka. Ary nanao sarivongana zanak’omby tamin’ireo volamena narendrika izy.+ Dia hoy ny olona: “Io ny Andriamanitrao, izay nitondra anao niakatra avy tany Ejipta, ry Israely ô!”+
15 “‘Voaozona izay manao sary sokitra,+ na sarivongana metaly,+ dia zava-maharikoriko amin’i Jehovah+ sady asa tanan’ny mpanao asa hazo sy asa vy,+ eny, voaozona izay mametraka izany ao amin’ny miafina.’ Ary ny olona rehetra hamaly hoe: ‘Amena!’*+