Levitikosy 15:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary raha misy lehilahy manao firaisana amin-dravehivavy, ka mankamin-dralehilahy ny fahalotoana avy amin’ny fadimbolany,+ dia haloto fito andro ralehilahy, ary haloto koa izay fandriana natoriany. Levitikosy 18:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 “‘Aza manakaiky vehivavy mba hampiharihary ny fitanjahany,+ raha mbola maloton’ny fadimbolany+ izy. Ezekiela 22:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Misy mampiharihary ny fitanjahan-drainy eo aminao,+ ary misy mampietry vehivavy mbola maloton’ny fadimbolany.+
24 Ary raha misy lehilahy manao firaisana amin-dravehivavy, ka mankamin-dralehilahy ny fahalotoana avy amin’ny fadimbolany,+ dia haloto fito andro ralehilahy, ary haloto koa izay fandriana natoriany.
19 “‘Aza manakaiky vehivavy mba hampiharihary ny fitanjahany,+ raha mbola maloton’ny fadimbolany+ izy.
10 Misy mampiharihary ny fitanjahan-drainy eo aminao,+ ary misy mampietry vehivavy mbola maloton’ny fadimbolany.+