Eksodosy 29:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Fa ny henan’ilay omby sy ny hodiny ary ny tainy dia hodoranao any ivelan’ny toby.+ Izany no hatao amin’ny fanatitra noho ny ota. Nomery 19:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dia hodorana eo imasony ilay ombivavy. Hodorana ny hodiny sy ny nofony sy ny rany ary ny tainy.+
14 Fa ny henan’ilay omby sy ny hodiny ary ny tainy dia hodoranao any ivelan’ny toby.+ Izany no hatao amin’ny fanatitra noho ny ota.