Mpitoriteny 12:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Fa hotsarain’Andriamanitra ny karazan’asa rehetra mbamin’ny zava-miafina rehetra, ka izy no hamaritra na tsara izany na ratsy.+ 1 Timoty 5:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Miharihary amin’ny rehetra ny fahotan’ny sasany,+ ka mitarika avy hatrany ho amin’ny fanamelohana, fa ny an’ny sasany kosa any aoriana vao miharihary.+
14 Fa hotsarain’Andriamanitra ny karazan’asa rehetra mbamin’ny zava-miafina rehetra, ka izy no hamaritra na tsara izany na ratsy.+
24 Miharihary amin’ny rehetra ny fahotan’ny sasany,+ ka mitarika avy hatrany ho amin’ny fanamelohana, fa ny an’ny sasany kosa any aoriana vao miharihary.+