Eksodosy 17:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary niala tao an-tany efitr’i Sina+ ny vahoaka manontolo, dia ny zanak’Israely, ka nozarazarain’izy ireo ho ampahany maromaro ny lalany, araka ny baikon’i Jehovah.+ Koa nitoby tao Refidima+ ny vahoaka, nefa tsy nisy rano hosotroiny tao.
17 Ary niala tao an-tany efitr’i Sina+ ny vahoaka manontolo, dia ny zanak’Israely, ka nozarazarain’izy ireo ho ampahany maromaro ny lalany, araka ny baikon’i Jehovah.+ Koa nitoby tao Refidima+ ny vahoaka, nefa tsy nisy rano hosotroiny tao.