Nomery 32:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Ary nanana biby fiompy maro be ny taranak’i Robena+ sy ny taranak’i Gada.+ Dia hitan’izy ireo fa tsara ho an’ny biby fiompy ny tany tao Jazera+ sy ny tao Gileada. 1 Tantara 6:81 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 81 Hesbona+ sy ny kijanany, ary Jazera+ sy ny kijanany.
32 Ary nanana biby fiompy maro be ny taranak’i Robena+ sy ny taranak’i Gada.+ Dia hitan’izy ireo fa tsara ho an’ny biby fiompy ny tany tao Jazera+ sy ny tao Gileada.