2 Petera 2:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary nandao ny lala-mahitsy izy ireo ka nania, sady nanaraka ny lalan’i Balama+ zanak’i Beora. Tia karama azo tamin’ny fanaovan-dratsy mantsy i Balama.+ Joda 11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Lozan’ireny, fa nandeha tamin’ny lalan’i Kaina+ izy, niolomay hanaraka ny lalan-dison’i Balama+ mba hahazoana karama, ary efa matin’ny teny fikomian’i+ Kora!+
15 Ary nandao ny lala-mahitsy izy ireo ka nania, sady nanaraka ny lalan’i Balama+ zanak’i Beora. Tia karama azo tamin’ny fanaovan-dratsy mantsy i Balama.+
11 Lozan’ireny, fa nandeha tamin’ny lalan’i Kaina+ izy, niolomay hanaraka ny lalan-dison’i Balama+ mba hahazoana karama, ary efa matin’ny teny fikomian’i+ Kora!+