FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 14:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary fantatr’i Davida fa efa nampitoetra+ azy ho mpanjakan’ny Israely i Jehovah, satria nasandratra ho avo ny fanjakany, noho ny amin’ny Israely olony.+

  • Daniela 2:44
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 44 “Amin’ny andron’ireo mpanjaka+ ireo, dia hanorina fanjakana+ tsy ho rava mandrakizay+ ilay Andriamanitry ny lanitra,+ ary tsy ho lasan’olon-kafa izany fanjakana izany.+ Hotorotoroin’izy io sy hofoanany ireo fanjakana rehetra ireo,+ fa izy kosa haharitra mandritra ny fotoana tsy voafetra.+

  • Asan’ny Apostoly 5:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Nasandratr’Andriamanitra ho eo ankavanany+ anefa izy, ka tonga Mpitarika Lehibe Indrindra+ sy Mpamonjy,+ mba hahafahan’ny Israely hibebaka+ sy hahazo famelan-keloka.+

  • Apokalypsy 11:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary nitsoka ny trompetrany ny anjely fahafito,+ dia nisy feo mafy tany an-danitra, nanao hoe: “Ny fanjakan’izao tontolo izao dia efa lasa fanjakan’ny Tompontsika+ sy ny Kristiny,+ ary Izy hanjaka mandrakizay mandrakizay.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara