Eksodosy 32:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Koa nankeo am-bavahadin’ny toby i Mosesy ka niteny hoe: “Iza no momba an’i Jehovah? Avia etỳ amiko!”+ Dia niangona teny aminy daholo ny taranak’i Levy. Nomery 8:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Saraho amin’ny zanak’Israely ny Levita ka diovy.+ Nomery 18:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Asaivo miaraka aminao ireo rahalahinao avy amin’ny fokon’i Levy, izany hoe ny fokon’ny rainao, mba hiara-miasa aminao sy hanampy anao+ mbamin’ny zanakao lahy, eo anoloan’ny tranolay misy ny Tenin’ny Vavolombelona.+ Malakia 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary ho fantatrareo fa izaho no nanome anareo izao didy izao,+ mba haharetan’ny fifanekena+ nataoko tamin’i Levy”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.
26 Koa nankeo am-bavahadin’ny toby i Mosesy ka niteny hoe: “Iza no momba an’i Jehovah? Avia etỳ amiko!”+ Dia niangona teny aminy daholo ny taranak’i Levy.
2 Asaivo miaraka aminao ireo rahalahinao avy amin’ny fokon’i Levy, izany hoe ny fokon’ny rainao, mba hiara-miasa aminao sy hanampy anao+ mbamin’ny zanakao lahy, eo anoloan’ny tranolay misy ny Tenin’ny Vavolombelona.+
4 Ary ho fantatrareo fa izaho no nanome anareo izao didy izao,+ mba haharetan’ny fifanekena+ nataoko tamin’i Levy”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.