FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 31:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Novonoiny niaraka tamin’ireo ny mpanjaka dimy tany Midianina, dia i Evy sy Rekema sy Zora sy Hora ary Reba.+ Novonoiny tamin’ny sabatra koa i Balama+ zanak’i Beora.

  • Josoa 13:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 sy ny tanàna rehetra eny amin’ilay lembalemba,+ ary ny faritra rehetra nofehezin’i Sihona mpanjakan’ny Amorita, izay nanjaka tao Hesbona.+ Fa resin’i+ Mosesy i Sihona mbamin’ny mpiadidy teo amin’ny Midianina, dia i Evy sy Rekema sy Zora sy Hora ary Reba,+ izay samy andrianan’i Sihona nipetraka tao amin’ilay tany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara