Genesisy 38:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Avy eo dia nivoaka koa ilay rahalahiny, izay nisy kofehy mena midorehitra tamin’ny tanany. Ary natao hoe Zera+ ny anarany. 1 Tantara 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary i Tamara+ vinantovavin’i Joda no niteraka an’i Pereza+ sy Zera taminy. Koa dimy lahy ny zanak’i Joda rehetra.
30 Avy eo dia nivoaka koa ilay rahalahiny, izay nisy kofehy mena midorehitra tamin’ny tanany. Ary natao hoe Zera+ ny anarany.
4 Ary i Tamara+ vinantovavin’i Joda no niteraka an’i Pereza+ sy Zera taminy. Koa dimy lahy ny zanak’i Joda rehetra.