Nomery 3:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Ary avy tamin’i Kehata ny fianakavian’ny Amramita sy ny fianakavian’ny Jizarita sy ny fianakavian’ny Hebronita ary ny fianakavian’ny Ozielita. Ireo no fianakavian’ny Kehatita.+ 1 Tantara 6:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary ny zanakalahin’i Kehata dia i Amrama+ sy Jizara+ sy Hebrona+ ary Oziela.+
27 Ary avy tamin’i Kehata ny fianakavian’ny Amramita sy ny fianakavian’ny Jizarita sy ny fianakavian’ny Hebronita ary ny fianakavian’ny Ozielita. Ireo no fianakavian’ny Kehatita.+