FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 20:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Dia novorin’i Mosesy sy Arona teo anoloan’ilay vatolampy ny fiangonana, ka hoy izy tamin’ireo: “Mihainoa, ry mpikomy!+ Tsy maintsy mamoaka rano ho anareo avy amin’ity vatolampy ity angaha izahay?”+

  • Deoteronomia 1:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Izaho koa aza notezeran’i Jehovah noho ny aminareo, ka nitenenany hoe: ‘Tsy hiditra any koa ianao,+

  • Salamo 106:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Fa nampahasosotra azy izy ireo,

      Ka nanao teny tsy voahevitra izy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara