Nomery 3:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “Soraty ny anaran’ireo zanakalahin’i Levy, araka ny fianakaviambe avy amin’ireo rain’izy ireo, araka ny fianakaviany avy. Hosoratanao ny anaran’ny lahy rehetra hatramin’ny iray volana no ho miakatra.”+
15 “Soraty ny anaran’ireo zanakalahin’i Levy, araka ny fianakaviambe avy amin’ireo rain’izy ireo, araka ny fianakaviany avy. Hosoratanao ny anaran’ny lahy rehetra hatramin’ny iray volana no ho miakatra.”+