Eksodosy 6:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary ny zanakalahin’i Oziela dia i Misaela sy Elizafana ary Sitry.+ 1 Tantara 6:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary ny zanakalahin’i Kehata+ dia i Amrama+ sy Jizara sy Hebrona ary Oziela.+