Eksodosy 25:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 “Ary manaova latabatra+ amin’ny hazo akasia, ka roa hakiho ny lavany, iray hakiho ny sakany, ary iray hakiho sy sasany ny haavony. Hebreo 9:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Fa naorina ny efitra voalohan’ny tranolay,+ ka tao amin’io efitra io no nisy ny fitoeran-jiro+ sy ny latabatra+ ary ny mofo+ aseho. Ary nantsoina hoe “ny Toerana Masina”+ io efitra io.
23 “Ary manaova latabatra+ amin’ny hazo akasia, ka roa hakiho ny lavany, iray hakiho ny sakany, ary iray hakiho sy sasany ny haavony.
2 Fa naorina ny efitra voalohan’ny tranolay,+ ka tao amin’io efitra io no nisy ny fitoeran-jiro+ sy ny latabatra+ ary ny mofo+ aseho. Ary nantsoina hoe “ny Toerana Masina”+ io efitra io.