Nomery 21:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Koa andeha isika hanafika azy ireo.Ho rava hatrany Dibona+ i Hesbona,Ka ny vehivavy ho ripaka hatrany Nofa, ary ny lehilahy hatrany Medeba.”+ Josoa 13:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Manomboka eo Aroera+ eo an-tsisin’ny lohasaha falehan-driakan’i Arnona,+ ary anisan’izany koa ny tanàna eo afovoan’io lohasaha falehan-driaka io, sy ny lembalemban’i Medeba+ manontolo, hatrany Dibona;+
30 Koa andeha isika hanafika azy ireo.Ho rava hatrany Dibona+ i Hesbona,Ka ny vehivavy ho ripaka hatrany Nofa, ary ny lehilahy hatrany Medeba.”+
9 Manomboka eo Aroera+ eo an-tsisin’ny lohasaha falehan-driakan’i Arnona,+ ary anisan’izany koa ny tanàna eo afovoan’io lohasaha falehan-driaka io, sy ny lembalemban’i Medeba+ manontolo, hatrany Dibona;+