Eksodosy 26:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 “Ary manaova ridao+ amin’ny kofehy manga, sy volonondry volomparasy somary mena, sy kofehy mena midorehitra, ary kofehy rongony miolana tsara. Dia horavahana kerobima+ atao peta-kofehy ilay ridao, Eksodosy 36:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Ary nanao ridao+ izy, tamin’ny kofehy manga sy volonondry volomparasy somary mena sy kofehy mena midorehitra ary kofehy rongony miolana tsara. Ary noravahany kerobima+ natao peta-kofehy ilay ridao.
31 “Ary manaova ridao+ amin’ny kofehy manga, sy volonondry volomparasy somary mena, sy kofehy mena midorehitra, ary kofehy rongony miolana tsara. Dia horavahana kerobima+ atao peta-kofehy ilay ridao,
35 Ary nanao ridao+ izy, tamin’ny kofehy manga sy volonondry volomparasy somary mena sy kofehy mena midorehitra ary kofehy rongony miolana tsara. Ary noravahany kerobima+ natao peta-kofehy ilay ridao.