Nomery 9:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Isaky ny niakatra avy teo ambonin’ny tranolay ny rahona, dia niainga avy hatrany ny zanak’Israely,+ ary teo amin’izay nijanonan’ny rahona no nitobian’ny zanak’Israely.+
17 Isaky ny niakatra avy teo ambonin’ny tranolay ny rahona, dia niainga avy hatrany ny zanak’Israely,+ ary teo amin’izay nijanonan’ny rahona no nitobian’ny zanak’Israely.+