Nomery 3:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary hikarakara ny fitaovana+ rehetran’ny tranolay fihaonana izy ireo ka hanao ny andraikitry ny zanak’Israely, dia ny fanompoana momba ny tranolay.+
8 Ary hikarakara ny fitaovana+ rehetran’ny tranolay fihaonana izy ireo ka hanao ny andraikitry ny zanak’Israely, dia ny fanompoana momba ny tranolay.+