2 Samoela 6:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary tonga teo amin’ny famoloana tao Nakona izy ireo. Ary nanatsotra ny tanany i Oza+ ka nihazona+ ny Vata masin’Andriamanitra, satria saika nazeran’ny omby ilay izy.
6 Ary tonga teo amin’ny famoloana tao Nakona izy ireo. Ary nanatsotra ny tanany i Oza+ ka nihazona+ ny Vata masin’Andriamanitra, satria saika nazeran’ny omby ilay izy.