3 dia ny telopolo taona+ ka hatramin’ny dimampolo taona,+ izany hoe izay rehetra ho anisan’ny antoko-mpanompo,+ mba hanao ny asa ao amin’ny tranolay fihaonana.
23 Ny telopolo taona ka hatramin’ny dimampolo taona no hosoratanao anarana,+ dia izay rehetra ho anisan’ny antoko-mpanompo, mba hanompo ao amin’ny tranolay fihaonana.