Eksodosy 25:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Ary manaova jiro fito ho an’ilay fitoeran-jiro. Dia harehitra ireo jiro ka hanazava ny faritra eo anoloany.+ Eksodosy 40:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Dia nampirehetiny teo anatrehan’i Jehovah ireo jiro,+ araka izay nandidian’i Jehovah an’i Mosesy. Levitikosy 24:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Ilazao ny zanak’Israely mba hitondra menaka oliva tsy misy fangarony avy amin’ny oliva voatoto, mba hatao amin’ny jiro.+ Amin’izay, dia hirehitra foana ny jiro.+
37 Ary manaova jiro fito ho an’ilay fitoeran-jiro. Dia harehitra ireo jiro ka hanazava ny faritra eo anoloany.+
2 “Ilazao ny zanak’Israely mba hitondra menaka oliva tsy misy fangarony avy amin’ny oliva voatoto, mba hatao amin’ny jiro.+ Amin’izay, dia hirehitra foana ny jiro.+