11 Ho mpanompo ao amin’ny toerako masina izy ireo, ka hiandraikitra an’ireo vavahadin’ilay Trano sy hanompo ao amin’ilay Trano.+ Izy ireo no hamono ny fanatitra dorana manontolo sy ny sorona ho an’ny vahoaka.+ Ary izy ireo no hijoro eo anatrehan’ireny mba hanompo azy.+