FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 12:49
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 49 Lalàna iray ihany no ho an’ny teratany sy ny vahiny eo aminareo.”+

  • Levitikosy 24:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 “‘Didim-pitsarana iray ihany no mihatra aminareo. Tokony hitovy amin’ny teratany ny vahiny,+ satria izaho no Jehovah Andriamanitrareo.’”+

  • Deoteronomia 29:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 ny zanakareo madinika, ny vadinareo,+ ary ny vahiny+ monina ao an-tobinareo, hatramin’ny mpaka kitay ka hatramin’ny mpantsaka rano.+

  • Deoteronomia 31:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Koa vorio ny vahoaka,+ dia ny lehilahy sy ny vehivavy sy ny ankizy madinika ary ny vahiny monina ao an-tanànanao, mba hihainoany sy hianarany,+ satria tokony hatahotra an’i Jehovah Andriamanitrareo+ izy, ary tokony hitandrina mba hanaraka an’izay rehetra voalazan’ity lalàna ity.

  • Romanina 2:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Fa tsy mizaha tavan’olona Andriamanitra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara