FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 2:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Koa rehefa tonga tany an-trano tany amin’i Regoela+ rainy izy ireo, dia hoy ny rainy: “Ary toa vetivety kely ianareo dia tafaverina androany?”

  • Eksodosy 3:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary i Mosesy lasa mpiandry ny andian’ondrin’i Jetro+ rafozany,+ izay mpisorona tany Midianina. Ary nitondra ny andian’ondry ho any amin’ny ilany andrefan’ny tany efitra izy, ka tonga tany Horeba,+ tendrombohitr’ilay tena Andriamanitra,+ tamin’ny farany.

  • Eksodosy 18:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ary ren’i Jetro, mpisorona tany Midianina sady rafozandahin’i Mosesy,+ ny zava-drehetra nataon’Andriamanitra ho an’i Mosesy sy ny Israely olony, dia ny namoahan’i Jehovah ny Israely tany Ejipta.+

  • Eksodosy 18:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Taorian’izay, dia naterin’i Mosesy ny rafozany+ ka lasa nankany amin’ny taniny.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara