Eksodosy 25:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “Dia manaova Vata amin’ny hazo akasia,+ ka roa hakiho* sy sasany ny lavany, iray hakiho sy sasany ny sakany, ary iray hakiho sy sasany ny haavony. Eksodosy 25:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Ary manaova sarony amin’ny volamena tsy misy fangarony, ka roa hakiho sy sasany ny lavany ary iray hakiho sy sasany ny sakany.+
10 “Dia manaova Vata amin’ny hazo akasia,+ ka roa hakiho* sy sasany ny lavany, iray hakiho sy sasany ny sakany, ary iray hakiho sy sasany ny haavony.
17 “Ary manaova sarony amin’ny volamena tsy misy fangarony, ka roa hakiho sy sasany ny lavany ary iray hakiho sy sasany ny sakany.+