FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 2:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary nanan-janaka fito vavy ilay mpisorona+ tany Midianina. Tonga hantsaka toy ny mahazatra ireo zanany vavy, ka nameno ny tavin-drano mba hosotroin’ny andian’ondrin’ny rainy.+

  • Eksodosy 2:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Ary sitrak’i Mosesy, taorian’izay, ny hiara-monina amin’ilay lehilahy. Ary nomen-dralehilahy azy ho vadiny i Zipora+ zanany vavy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara