12 Mahita manjavozavo eo amin’ny fitaratra metaly isika ankehitriny,+ fa amin’izany kosa dia hahita mifanatrika.+ Ampahany ihany ny fahalalako ankehitriny, fa amin’izany kosa aho dia hanana fahalalana marina tsara toy ny ahafantarana ahy marina tsara.+