Eksodosy 32:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary nampitony an’i* Jehovah Andriamaniny i Mosesy,+ ka nanao hoe: “Jehovah ô, nahoana ny fahatezeranao+ no dia mirehitra amin’ny olonao, izay nentinao nivoaka avy tany Ejipta tamin-kery lehibe sy tamin’ny tanana mahery? Jakoba 5:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Koa aoka àry ianareo hifampiaiky heloka+ imasoimaso, ary mifampivavaha, mba ho sitrana ianareo.+ Misy heriny lehibe sady tena misy vokany ny fitalahoan’ny olo-marina.+
11 Ary nampitony an’i* Jehovah Andriamaniny i Mosesy,+ ka nanao hoe: “Jehovah ô, nahoana ny fahatezeranao+ no dia mirehitra amin’ny olonao, izay nentinao nivoaka avy tany Ejipta tamin-kery lehibe sy tamin’ny tanana mahery?
16 Koa aoka àry ianareo hifampiaiky heloka+ imasoimaso, ary mifampivavaha, mba ho sitrana ianareo.+ Misy heriny lehibe sady tena misy vokany ny fitalahoan’ny olo-marina.+