FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 11:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Avy teo Kibrota-hatava ny vahoaka no niainga ho any Hazerota. Ary nijanona tao Hazerota+ izy ireo.

  • Nomery 33:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 niainga avy tao Hazerota, dia nitoby tao Ritma;

  • Deoteronomia 1:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 1 Ireto avy ny tenin’i Mosesy tamin’ny Israely rehetra tao amin’ny faritr’i Jordana,+ tany an-tany efitra, teny amin’ny lemaka karakaina tandrifin’i Sofa, anelanelan’i Parana+ sy Tofela sy Labana sy Hazerota+ ary Dizahaba.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara