Nomery 10:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Dia noravana ny tranolay,+ ka niainga ny taranak’i Gersona+ sy ny taranak’i Merary,+ izay mpitondra ny tranolay. Nomery 10:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary niainga ny Kehatita, izay mpitondra ireo zava-masin’ny toerana masina,+ satria efa tafatsangana ny tranolay, amin’ny fotoana hahatongavan’izy ireo.
17 Dia noravana ny tranolay,+ ka niainga ny taranak’i Gersona+ sy ny taranak’i Merary,+ izay mpitondra ny tranolay.
21 Ary niainga ny Kehatita, izay mpitondra ireo zava-masin’ny toerana masina,+ satria efa tafatsangana ny tranolay, amin’ny fotoana hahatongavan’izy ireo.