FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 10:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 ary koa ny Jebosita,+ ny Amorita,+ ny Girgasita,

  • Eksodosy 23:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Fa handeha eo alohanao ilay anjeliko ka hitondra anao ho any amin’ny Amorita sy ny Hetita sy ny Perizita sy ny Kananita sy ny Hivita ary ny Jebosita, dia haringako tokoa ireo.+

  • Deoteronomia 7:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 “Rehefa hampiditra anao any amin’ilay tany izay halehanao sy halainao ho fanananao i Jehovah Andriamanitrao,+ dia horoahiny tsy ho eo anatrehanao+ ireto firenena be mponina ireto: Ny Hetita,+ ny Girgasita,+ ny Amorita,+ ny Kananita,+ ny Perizita,+ ny Hivita+ ary ny Jebosita,+ izany hoe firenena fito be mponina sady mahery noho ianao.+

  • Mpitsara 1:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Ary tsy noroahin’ny taranak’i Benjamina ny Jebosita nonina tao Jerosalema,+ fa mbola miara-monina amin’izy ireo ao ihany mandraka androany.+

  • 2 Samoela 5:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Koa hoy i Davida tamin’izay andro izay: “Izay mamely an’ireo Jebosita,+ dia aoka izy hiditra avy eo amin’ny tionelin-drano,+ ka hamely ny kilemaina sy ny jamba, izay samy halan’i Davida!” Izany no anton’ilay fitenenana hoe: “Tsy hiditra ao an-trano ny jamba sy ny kilemaina.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara