28 sao hilaza ny mponin’ilay tany+ namoahanao anay hoe: “Tsy vitan’i Jehovah ny nitondra azy ho any amin’ilay tany nampanantenainy azy, ary halany koa izy ireo, ka izany no namoahany azy avy teto mba hovonoiny any an-tany efitra.”+
9 Ary ho ren’ny Kananita sy ny mponina rehetra eto amin’ity tany ity izany, dia hanodidina anay izy ireo ka hanafoana ny anaranay tsy ho eto an-tany.+ Dia hataonao ahoana ny anaranao be voninahitra?”+