Eksodosy 31:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary tandremo ny sabata, satria masina aminareo izany.+ Hovonoina ho faty tokoa izay manazimbazimba azy io.+ Ary raha misy olona miasa amin’io andro io, dia haringana tsy ho eo amin’ny fireneny izy.*+
14 Ary tandremo ny sabata, satria masina aminareo izany.+ Hovonoina ho faty tokoa izay manazimbazimba azy io.+ Ary raha misy olona miasa amin’io andro io, dia haringana tsy ho eo amin’ny fireneny izy.*+