FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 14:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Hovonoiny ao amin’ny toerana masina,+ eo amin’ny toerana+ famonoana ny fanatitra noho ny ota sy ny fanatitra dorana, ilay ondrilahy kely. An’ny mpisorona mantsy ny fanatitra noho ny heloka, tahaka ny fanatitra noho ny ota ihany.+ Zavatra masina indrindra izany.

  • Levitikosy 21:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Fa azony atao ihany ny mihinana ny sakafo natolotra ho an’Andriamaniny, izay avy amin’ny zavatra masina indrindra+ sy ny zavatra masina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara